IZAO DIA IRAY: DIA LASA MARO

Iray no fiatomboako, iray no fiainako, maro ny fiseoako.
Iray no anarako: maro ny fiantsona ahy.
Iray ny fijeriko: maro ny tareako.
Iray atrizay, iray mandrakizay,
Ray, manomé fitiavana.
Tsy lahy, tsy vavy, sady lahy, sady vavy.
Tsy olombelona, tsy vatana aho,
Nefa ny olombelona rehetra dia Izao.
Izao, dia ianao. Ianao, dia Izao.